|
|
|
|

Teny iditra1  miasa jamba rafozana
Singan-teny  2  miasa, jamba, rafozana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  miasa ho an' olona tsy mahalala na tsy mankasitraka akory izay ataonao ho azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05